Manankarena Fitiavana (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hasasarako ho maivana fa entinao ny entako
Ny hetaheta ho afaka Ianao no loharano soa
Manankarena fitiavana Ianao fahasoavana be
Tsy misy izay tsy anananao , Anao zao rehetr'izao
Ref:
Sambatra aho fa zanakao ,Eny malalanao
Izaho sy Ianao no hiaradia hifampitantan'ho doria
Hatrety ka hatrany an yjznoni -danitra ,hiaraka mandrakizay
Ny adin - tsaina zay mandreraka , soloina fiadanam - po
Ny fahoriana zay mahasasatra , ho tonga fifaliana
Manankarena fitiavana fbbkv Ianao fahasoavana be
Tsy misy zkyatf izay tsy anananao , tononkira.serasera.org Anao zao rehetr'izao
Ref:...
Entiko eo aminao avoko, reo zava - tsarotra manjo
Mahatoky ny fitanananao, Ianao 'lay Tompo tsy mandao

Ref: (x2)
...mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AmbasadôràVangy : 1052
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onyrak
Daty : 02/02/2023 12:07