SAMBATRA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mpanota tononkira.serasera.org aho no indro fa natsanganao
Efa very eh kanefa notadiavinao
Manaiky aho manaiky ny ho diovinao
Hazony aho fa sao tsy mahazona anao
2)Manaiky aho hirotsaka ho irakao
Ekeko na mafy na mora no atao
Hitory hitory ny fitiavanao
Hitaona ireo namako mbola tsy aho
Fa sambatra yqrvhke eh sambatra aho manana anao
Tokana tsy mrlj atakalo
Nifidy ahy tanatin'ny maro
Fitiavana eh
Tsy cbunbo misy toy ny anao mahantra aho fa tsy lavinao
Mpanota aho fa noraisinao
Efa very eh kanefa notadiavinao
Manaiky aho manaiky ny ho diovinao
Hazony aho fa sao tsy mahazona anao
2)Manaiky aho hirotsaka ho irakao
Ekeko na mafy na mora no atao
Hitory hitory ny fitiavanao
Hitaona ireo namako mbola tsy aho
Fa sambatra yqrvhke eh sambatra aho manana anao
Tokana tsy mrlj atakalo
Nifidy ahy tanatin'ny maro
Fitiavana eh
Tsy cbunbo misy toy ny anao mahantra aho fa tsy lavinao
Mpanota aho fa noraisinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVangy : 2882
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 09/07/2012 09:47
