SAMBATRA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bnyll 1)Mpanota aho no indro fa natsanganao
Efa very eh kanefa notadiavinao
Manaiky aho manaiky ny ho diovinao
Hazony aho fa sao tsy mahazona anao
2)Manaiky aho hirotsaka ho irakao
Ekeko na mafy na mora no atao
Hitory hitory ny fitiavanao
Hitaona ireo namako mbola tsy aho
Fa sambatra eh sambatra aho manana anao
Tokana tononkira.serasera.org tsy atakalo
Nifidy ahy tanatin'ny maro
Fitiavana eh
Tsy misy toy ny anao mahantra davmvto aho fa tsy lavinao
Mpanota aho tejzicmz fa noraisinao
Efa very eh kanefa notadiavinao
Manaiky aho manaiky ny ho diovinao
Hazony aho fa sao tsy mahazona anao
2)Manaiky aho hirotsaka ho irakao
Ekeko na mafy na mora no atao
Hitory hitory ny fitiavanao
Hitaona ireo namako mbola tsy aho
Fa sambatra eh sambatra aho manana anao
Tokana tononkira.serasera.org tsy atakalo
Nifidy ahy tanatin'ny maro
Fitiavana eh
Tsy misy toy ny anao mahantra davmvto aho fa tsy lavinao
Mpanota aho tejzicmz fa noraisinao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVisites : 2836
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andoez
Date : 09/07/2012 09:47
