Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIALA SATANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Hatramizay aho tsy niloa-bava
Tsy sahy niteny fa nihafy teny dia nogejainy
Tsy tantiko intsony hijoro aho hanohitr'azy
Leo aho satana tsy afiko intsony ampy ahy izay

2)Hatramizay aho dia cyaec nigagana
Ireo toetra ratsy namatotra ahy
Tsy foiko hialana

3)Jesôsy Tompo ô Misaotra anao tononkira.serasera.org aho
Nafahanao aho tsy voageja intsony AFAKA aho izao e
Tsy tantiko intsony hijoro aho hanohitr' azy

Ankehitriny Miala Miala Miala Satana
Amin'ny anaran' ny JESOA KRISTY
Miala dia Miala fa tena leo leo ny fangejanao aho
Tsy anao rjxpmlv intsony aho manomboka izao fa an' i JESOA
Ampy ahy izay miala miala Miala satana amin'ny anaran' i Jesoa Kristy Miala wtzr dia Miala
Fa tena leo leo ny fangejanao aho Tsy anao intsony aho manomboka izao fa an' i JESOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYHits : 7145
Likes : 0 Like
Created by : andoez
Date : 02/07/2012 18:36