MIDERA ANAO NY FOKO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Deraiko fa tsara godr ny anaranao Ray
Deraiko foana mandrakizay eh
Deraiko fa be voninahitra an
Deraiko ianao Andriamanitra an
2)Na dolye mafy mafaitra ny fisedrana
Deraiko foana ny anaranao eh
Hifaly tononkira.serasera.org aminao ny fo sy fanahy eh
Hidera aho tsy misy ny mampanahy
Ny foko hidera ny anaranao Ray
Fa tsara eh eh eh
Fa tsara an an an
Satriko kuuvszc foana hidera anao ô ô ô
Hidera hidera ny anaranao
Deraiko foana mandrakizay eh
Deraiko fa be voninahitra an
Deraiko ianao Andriamanitra an
2)Na dolye mafy mafaitra ny fisedrana
Deraiko foana ny anaranao eh
Hifaly tononkira.serasera.org aminao ny fo sy fanahy eh
Hidera aho tsy misy ny mampanahy
Ny foko hidera ny anaranao Ray
Fa tsara eh eh eh
Fa tsara an an an
Satriko kuuvszc foana hidera anao ô ô ô
Hidera hidera ny anaranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVangy : 2361
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 09/07/2012 09:47
