HO AIZA MOA AHO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy misy jesôsy ô  tsy misy mahavita ny fiainako ety
Na ho tononkira.serasera.org aiza aho tsy ahita
Mpamonjy niaritra noho ny amiko
Fa ao aminao no misy ny luihmnxj Mahatsara ahy
Eny ao aminao no tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô hanandrana hafa tsy fantatr' izay mbola hanjo
F'ianao no inoako ka tena fikiriko mafy dia mafy nnwpbhhd tokoa

2) Ny maro nandatsa ahy raha iny aho rntxmgv ka lavo ny fakam-panahy
F'ianao Jesôsy ianao no tsy mba nanameloka ahy
Fa ao aminao no misy ny mahatsara ahy
Eny ao aminao no tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô Tsy hitady hafa f'ianao no mahery indrindra
F'ianao no inoako ka tena fikiriko mafy dia mafy tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELY
Vangy : 5115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 02/07/2012 18:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9645