TSY MISY TSY HAINY ATAO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo ady mahamay ka niantso an’i Jesosy ianao
Niandry ianao fa dia nahoana tsy tonga Izy h@ cwxquhx zao
Dia hoy ianao ytoueblu : « tsy tonga Ianao Jesoa nahoana re ?
Tsy misy intsony azo atao zaho e
Raha tonga teto mantsy Ianao Jesoa
Dia nahavoavaha izao olako izao »
Nefa tsarovy, ny maty aza anie voatsangany
Koa maika fa io olanao io e
Raha mino sy cegol mahatoky Azy ianao
Ho atsangany tokoa ny fiainanao
Koa mahereza aza kivy raha sarotra ny lalanao
Jesosy anie tsy miova Izy ho avy Izy hamaha ny olanao
Dia hoy ianao : « tsy tonga Ianao Jesoa nahoana re tononkira.serasera.org ?
Tsy misy intsony azo atao zaho e
Raha tonga teto mantsy Ianao Jesoa
Dia nahavoavaha izao olako izao »
Nefa tsarovy, ny maty aza anie voatsangany
Koa maika fa io olanao io e
Raha mino sy mahatoky Azy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVangy : 5859
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : Niaritsoa
Daty : 24/03/2016 16:51