SAMBATRA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mpanota aho no indro fa natsanganao
Efa very eh kanefa notadiavinao
Manaiky aho manaiky ny tononkira.serasera.org ho diovinao
Hazony aho fa sao tsy mahazona anao

2)Manaiky aho hirotsaka ho irakao
Ekeko na mafy na mora no atao
Hitory hitory ny fitiavanao
Hitaona ireo namako mbola taiy tsy aho


Fa sambatra eh sambatra aho manana anao
Tokana tsy atakalo
Nifidy ahy tanatin'ny maro
Fitiavana eh
Tsy rutx misy toy ny anao mahantra cfdrmzm aho fa tsy lavinao
Mpanota aho fa noraisinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKELY
Visites : 2836
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : andoez
Date : 09/07/2012 09:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414