Ampidiro aloha ny tenimiafina
MPIVAHINY (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ry mpivahiny variana fatratra ny eto an-tany dia tsy aharitra
fa mielina.
Mandalo ny eto
tsy ho mandrakizay fa feno sento
homany ny ho avinao dieny izao
Efa nipoitra daholo ireo famantarana
Izay manambara fa ny eto cpkm dia hifarana
tsy ho ela intsony eh e e ,
ka miomana an an an ...
Ho avy Jesosy handray handray an-tanana
Ireo izay nino tety ilpfs hitohy ny fiainana
Ka ho fafany e e e ny ranomasonao
2) Tsy angataka andro aho
fa tonga dieny izao tsy hiandry intsony
fa hamaly ny antsonao , Hibebaka aho
Hitsena anao aho, amin’izay andro izay,
tsy hisy intsony ny fijaliana isika ety.
2 x fois
Toa hitako eto Jesoa ny hafaliako
hiaona isika izao hiantsampy aminao ny olonao e e e
Ny olonao an
Raha ho tsaraina aho ka hiditra ny lanitra tononkira.serasera.org
Ianao Jesô zokiko hisolo vava ahy
Fa nino aho fsnebma e e e sy nankatoa anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYHits : 5335
Likes : 0 Like
Created by : andoez
Date : 02/07/2012 18:14