MPIVAHINY (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ry mpivahiny variana fatratra ny eto an-tany dia tsy aharitra
fa mielina.
Mandalo ny eto
tsy ho mandrakizay fa feno sento
homany ny ho avinao dieny izao
Efa nipoitra daholo ireo famantarana
Izay manambara fa ny eto dia dfhfudha hifarana
tsy ho ela intsony eh e e ,
ka miomana an an an ...
Ho avy Jesosy handray handray an-tanana
Ireo izay nino tety hitohy ny fiainana
Ka ho fafany e e e ny ranomasonao
2) Tsy angataka andro aho
fa tonga dieny izao tsy tononkira.serasera.org hiandry intsony
fa hamaly ny antsonao , Hibebaka mpxdny aho
Hitsena anao aho, amin’izay andro izay,
tsy hisy intsony ny fijaliana isika ety.
2 x fois
Toa hitako eto Jesoa ny hafaliako
hiaona isika izao hiantsampy aminao ny olonao e e e
Ny olonao an
Raha ho tsaraina aho ka hiditra ny lanitra
Ianao Jesô zokiko prugkux hisolo vava ahy
Fa nino aho e e e sy nankatoa anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVangy : 5261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 02/07/2012 18:14