MPIVAHINY (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ry mpivahiny variana fatratra ny eto an-tany tononkira.serasera.org dia tsy aharitra wzdynwg
fa mielina.
Mandalo ny eto
tsy ho mandrakizay fa feno sento
homany ny ho avinao dieny izao
Efa nipoitra daholo ireo famantarana
Izay manambara fa ny eto dia hifarana
tsy ho ela intsony eh e e ,
ka miomana an an an ...
Ho avy Jesosy handray handray an-tanana
Ireo izay nino tety hitohy ny fiainana
Ka ho fafany e e e ny ranomasonao
2) Tsy angataka andro aho
fa tonga dieny izao tsy hiandry intsony
fa hamaly ny antsonao , Hibebaka aho
Hitsena anao aho, amin’izay andro izay,
tsy hisy intsony ny fijaliana isika ety.
2 x fois
Toa hitako eto okmfxzys Jesoa ny hafaliako
hiaona isika yrwlq izao hiantsampy aminao ny olonao e e e
Ny olonao an
Raha ho tsaraina aho ka hiditra ny lanitra
Ianao Jesô zokiko hisolo vava ahy
Fa nino aho e e e sy nankatoa anao
fa mielina.
Mandalo ny eto
tsy ho mandrakizay fa feno sento
homany ny ho avinao dieny izao
Efa nipoitra daholo ireo famantarana
Izay manambara fa ny eto dia hifarana
tsy ho ela intsony eh e e ,
ka miomana an an an ...
Ho avy Jesosy handray handray an-tanana
Ireo izay nino tety hitohy ny fiainana
Ka ho fafany e e e ny ranomasonao
2) Tsy angataka andro aho
fa tonga dieny izao tsy hiandry intsony
fa hamaly ny antsonao , Hibebaka aho
Hitsena anao aho, amin’izay andro izay,
tsy hisy intsony ny fijaliana isika ety.
2 x fois
Toa hitako eto okmfxzys Jesoa ny hafaliako
hiaona isika yrwlq izao hiantsampy aminao ny olonao e e e
Ny olonao an
Raha ho tsaraina aho ka hiditra ny lanitra
Ianao Jesô zokiko hisolo vava ahy
Fa nino aho e e e sy nankatoa anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVisites : 5336
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andoez
Date : 02/07/2012 18:14
