SAMBATRA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mpanota aho no indro fa natsanganao
Efa very eh kanefa notadiavinao
Manaiky aho manaiky ny ho diovinao
Hazony aho fa sao tsy mahazona anao

2)Manaiky aho hirotsaka ho irakao
Ekeko na mafy na mora no atao
Hitory hitory ny fitiavanao
Hitaona ireo namako mbola tsy aho


Fa sambatra eh sambatra aho manana anao
Tokana tsy atakalo
Nifidy ahy tanatin'ny maro
Fitiavana eh
Tsy misy toy ny anao mahantra aho fa tsy lavinao
Mpanota aho fa noraisinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELY
Vangy : 2203
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 09/07/2012 09:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1332