Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO AIZA MOA AHO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy misy jesôsy ô tsy misy mahavita ny fiainako ety
Na ho aiza aho tsy ahita
Mpamonjy niaritra noho ny amiko
Fa ao aminao no misy ny Mahatsara ahy
Eny ao aminao no tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô hanandrana hafa tsy fantatr' izay mbola hanjo
F'ianao jpez no inoako ka tena fikiriko mafy dia mafy tokoa
2) Ny maro hkreyt nandatsa ahy raha iny aho ka lavo ny fakam-panahy
F'ianao ucfqqpy Jesôsy ianao no tsy mba nanameloka ahy
Fa ao aminao no misy ny mahatsara ahy
Eny ao aminao no tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô Tsy hitady hafa f'ianao no mahery indrindra
F'ianao no inoako ka tena tononkira.serasera.org fikiriko mafy dia mafy tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVangy : 5117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 02/07/2012 18:27