HO AIZA MOA AHO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy misy jesôsy ô tsy misy mahavita ny fiainako ety
Na ho aiza aho tsy ahita
Mpamonjy niaritra noho ny amiko
Fa ao aminao no misy vsxu ny Mahatsara ahy
Eny ao aminao no tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô hanandrana hafa tsy fantatr' izay mbola hanjo
F'ianao no inoako ka tena rihn fikiriko mafy dia mafy tononkira.serasera.org tokoa
2) Ny maro nandatsa ahy raha iny aho ka lavo ny fakam-panahy
F'ianao Jesôsy ianao no tsy mba nanameloka ahy
Fa ao jjqzwt aminao no misy ny mahatsara ahy
Eny ao aminao no tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô Tsy hitady hafa f'ianao no mahery indrindra
F'ianao no inoako ka tena fikiriko mafy dia mafy tokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVisites : 5030
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andoez
Date : 02/07/2012 18:27