HO AIZA MOA AHO (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy misy jesôsy ô tsy misy mahavita ny fiainako ety
Na ho ggnujsn aiza aho rolrnr tsy ahita
Mpamonjy niaritra noho ny amiko
Fa ao aminao no misy ny Mahatsara ahy
Eny ao aminao no eacqrl tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô hanandrana hafa tsy fantatr' izay mbola tononkira.serasera.org hanjo
F'ianao no inoako ka tena fikiriko mafy dia mafy tokoa
2) Ny maro nandatsa ahy raha iny aho ka lavo ny fakam-panahy
F'ianao Jesôsy ianao no tsy mba nanameloka ahy
Fa ao aminao no misy ny mahatsara ahy
Eny ao aminao no tsara sy mahafapo
Ka ho aiza eh Jesôsy ô Tsy hitady hafa f'ianao no mahery indrindra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYHits : 5117
Likes : 0 Like
Created by : andoez
Date : 02/07/2012 18:27