Ampidiro aloha ny tenimiafina
COURAGE FOANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
)Mangotrangotraka mahamay ny ady ety
Be ireo mpanenjika tsy atao mahagaga izany
Fa ianao aza fony mbola tety
Nesoina nororana nalaimbaraka ihany koa
2) Toa mila ho ketraka ny nofo izay malia
Mijohy ny ranomaso vokatr'ireo ankaso
Mila tsy ho voatsindry intsony izany fo meqbgvw
Nefa noho ny aminao hangina aho tompoko
3) Nahazo hery aho jesô fa miaraka aminao
Tsy manan-tahotra foana ireo ahiahy
Ny asan' vffj ny maizina miala amin'ny anaranao
Courage tononkira.serasera.org foana aho tohananao tompoko
Fa na toy inona amafin'ny ady atao
Tsy amihemotra ahy
Fa handroso foana aho
Ianao jjfo jesôsy irery no banjiniko
Ny hany fantatro izaho any an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYVangy : 1998
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andoez
Daty : 05/07/2012 17:24