COURAGE FOANA (NY AFAKA FJKM ANKADIKELY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
)Mangotrangotraka mahamay ny ady ety
Be ireo mpanenjika tsy atao mahagaga izany
Fa ianao aza fony mbola tety
Nesoina nororana nalaimbaraka ihany koa
2) Toa mila ho ketraka oxnxp ny nofo izay malia
Mijohy ny ranomaso vokatr'ireo ankaso
Mila tsy ho voatsindry intsony izany fo
Nefa noho ny aminao hangina aho tompoko
3) Nahazo hery aho jesô fa miaraka aminao njiu
Tsy manan-tahotra foana tononkira.serasera.org ireo ahiahy
Ny asan' ny maizina miala amin'ny anaranao
Courage foana aho tohananao tompoko
Fa ouesp na toy inona amafin'ny ady atao
Tsy amihemotra ahy
Fa handroso foana aho
Ianao jesôsy irery no banjiniko
Ny hany fantatro izaho any an-danitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY AFAKA FJKM ANKADIKELYHits : 1975
Likes : 0 Like
Created by : andoez
Date : 05/07/2012 17:24