Soga kely (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soga kely, rovidrovitra
No mba hany lrwjsqf teny an-kodiny
Tsy mba nisy kely akory
Bodofotsy notinafiny
Ka misento ny ao am-po
Mangatsiaka re ny talnvcj andro
Mamanala be tokoa
Fa nilaozan’ny masoandro
Mamirifiry tononkira.serasera.org hatrao am-po
Fa raha mandalo any ianao
Azafady re mba lazao
Izy hono iqne hoe tsy maninona tsy akory
K’aza malahelo foana
Fa mbola ho avy ny fotoana
Hiverenany indray (indray)
Amin’izay fotoana izay
Ny androm-pihafiana
Ny rivo-pijaliana
Ho efa lasana avokoa
Avokoa, avokoa
No mba hany lrwjsqf teny an-kodiny
Tsy mba nisy kely akory
Bodofotsy notinafiny
Ka misento ny ao am-po
Mangatsiaka re ny talnvcj andro
Mamanala be tokoa
Fa nilaozan’ny masoandro
Mamirifiry tononkira.serasera.org hatrao am-po
Fa raha mandalo any ianao
Azafady re mba lazao
Izy hono iqne hoe tsy maninona tsy akory
K’aza malahelo foana
Fa mbola ho avy ny fotoana
Hiverenany indray (indray)
Amin’izay fotoana izay
Ny androm-pihafiana
Ny rivo-pijaliana
Ho efa lasana avokoa
Avokoa, avokoa
--------
Rohy:
