Soga kely (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soga kely, rovidrovitra
No mba hany teny an-kodiny
Tsy mba nisy kely akory
Bodofotsy notinafiny
Ka misento ny ao am-po
Mangatsiaka dmqhlgz re ny andro
Mamanala be tokoa
Fa nilaozan’ny masoandro
Mamirifiry hatrao am-po
Fa raha mandalo any ianao
Azafady re mba lazao
Izy hono hoe tsy maninona tsy akory
K’aza malahelo foana
Fa tononkira.serasera.org mbola ho avy ny fotoana
Hiverenany indray (indray)
Amin’izay fotoana izay
Ny siixidum androm-pihafiana
Ny pfzy rivo-pijaliana
Ho efa lasana avokoa
Avokoa, avokoa
No mba hany teny an-kodiny
Tsy mba nisy kely akory
Bodofotsy notinafiny
Ka misento ny ao am-po
Mangatsiaka dmqhlgz re ny andro
Mamanala be tokoa
Fa nilaozan’ny masoandro
Mamirifiry hatrao am-po
Fa raha mandalo any ianao
Azafady re mba lazao
Izy hono hoe tsy maninona tsy akory
K’aza malahelo foana
Fa tononkira.serasera.org mbola ho avy ny fotoana
Hiverenany indray (indray)
Amin’izay fotoana izay
Ny siixidum androm-pihafiana
Ny pfzy rivo-pijaliana
Ho efa lasana avokoa
Avokoa, avokoa
--------
Link:
