NOFEHEZIKO (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofeheziko avokoa ireo entan-kelinao
Fa fanananao
Ilay fitaratrao tononkira.serasera.org tsy hadinoko fa nataoko tsara fono
Ao ambany ao
Ny firavakao tontolo hoa
Efa ppsv ao am-batanao e
Omeko anao
Ento ireo hanaraka anao
Fa zava-tsoa ka mety tsy ho foinao
Ny teto an-tranontsika moa raha sendra ka tadidinao
Sorisory lava izao
No sady ady tsy nety ho vita moa
Zara raha mba nisy tsikitsiky nifanaovantsika roa
Fa hadalana sesilany
Mankarary an-doha
Ilay sarinao koa ilay teo an-doha fandriana
Omeko anao
Tsy tiako mantsy ny vuskh hijery isan'andro vaky izao ilay tsikinao
Ny fitiavako adala
Efitrano mamanala onenako
Avelao ireo mba hngzp ho ahy
Fa zava-tsoa ka tsy foiko hatakalo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 2672
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bozy Boleta
Daty : 27/04/2017 14:46