NOFEHEZIKO (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofeheziko avokoa ireo tononkira.serasera.org entan-kelinao
Fa fanananao
Ilay fitaratrao tsy hadinoko fa nataoko tsara fono
Ao ambany ao
Ny firavakao tontolo hoa
Efa ao am-batanao e
Omeko anao
Ento ireo hanaraka anao
Fa zava-tsoa ka mety tsy ho foinao

Ny teto an-tranontsika moa raha sendra gqgc ka tadidinao
Sorisory lava xeiwujml izao
No sady ady tsy nety ho vita moa
Zara raha mba nisy tsikitsiky nifanaovantsika roa
Fa hadalana sesilany
Mankarary an-doha

Ilay sarinao koa ilay teo an-doha fandriana
Omeko anao
Tsy tiako mantsy ny hijery isan'andro vaky izao ilay tsikinao
Ny fitiavako adala
Efitrano mamanala onenako
Avelao ireo mba ho ahy
Fa zava-tsoa ka tsy hsqys foiko hatakalo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nono
Visites : 2789
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bozy Boleta
Date : 27/04/2017 14:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309