NOFEHEZIKO (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofeheziko avokoa ireo entan-kelinao
Fa fanananao
Ilay fitaratrao tsy hadinoko fa nataoko iwtrlyzz tsara fono
Ao ambany ao
Ny firavakao tontolo hoa
Efa ao am-batanao xjuo e
Omeko anao
Ento ireo hanaraka anao
Fa zava-tsoa ka mety tsy ho foinao
Ny teto an-tranontsika moa raha sendra ka tadidinao
Sorisory lava izao
No sady ady tsy nety ho vita moa
Zara raha mba nisy tsikitsiky nifanaovantsika roa
Fa tszmb tononkira.serasera.org hadalana sesilany
Mankarary an-doha
Ilay sarinao koa ilay teo an-doha fandriana
Omeko anao
Tsy tiako mantsy ny hijery isan'andro vaky izao ilay tsikinao
Ny fitiavako adala
Efitrano mamanala onenako
Avelao ireo mba ho ahy
Fa zava-tsoa ka tsy foiko hatakalo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 2906
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bozy Boleta
Daty : 27/04/2017 14:46