NOFEHEZIKO (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofeheziko avokoa ireo entan-kelinao
Fa fanananao
Ilay fitaratrao tsy fofbkimf hadinoko fa nataoko tsara fono
Ao ambany ao
Ny firavakao tontolo hoa
Efa ao am-batanao e
Omeko anao
Ento ireo hanaraka anao
Fa zava-tsoa ka mety tsy ho foinao
Ny jlwr teto an-tranontsika moa raha sendra ka tadidinao
Sorisory lava izao
No sady ady wrxzi tsy nety ho vita moa
Zara raha mba nisy tsikitsiky nifanaovantsika tononkira.serasera.org roa
Fa hadalana sesilany
Mankarary an-doha
Ilay sarinao koa ilay teo an-doha fandriana
Omeko anao
Tsy tiako mantsy ny hijery isan'andro vaky izao ilay tsikinao
Ny fitiavako adala
Efitrano mamanala onenako
Avelao ireo mba ho ahy
Fa zava-tsoa ka tsy foiko hatakalo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 2675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bozy Boleta
Daty : 27/04/2017 14:46