Nge ho tara (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
elccp Aia tsika raona malaky sao tara

Fa  hoavy ny Tompo

Aza variana amin’izao fa tariho ny xciszg ankohonana

Ho any  am-piangonana


Malakilaky sao de tara, sao de tara

Ny fiavian’ny Tompo

Aza variana ianao sao de tara

Hitsena ny Tompo



Ho anao ‘zay  mbola variana amin’ny fiainana izao

Mba  mihetseketseha

Aza tononkira.serasera.org manjehy ny andro ho lava  tapaho fnnwq ny hevitsao

Fa  sao de tara


A/C : Nesto

--------
Rohy:
Hevitra
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 15:26)
Sao tara
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Vangy : 416
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 15:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289