Soa fa teo Ianao (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy amiko, tsy zakako
Zavatra iainako ety
Indraindray toa mampitomany
Indraindray toa mahakivy
Fiverenana :
{Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho resy
Mampitony akxouk ahy ny akaikinao
Ao jjawb aminao irery mdgs tononkira.serasera.org no fifaliako} in-2
Na marary aho, na kivikivy koa
Tsy avelao hiady irery
Mitantana ahy foana Ianao
Manao zay mahasoa ahy hatrany
Manao zay mahasoa ahy hatrany
Fiverenana :
{Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho resy
Mampitony ahy ny akaikinao
Ao aminao irery no fifaliako} in-2
T.F : RAKOTONIRINA Mon Fils
Zavatra iainako ety
Indraindray toa mampitomany
Indraindray toa mahakivy
Fiverenana :
{Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho resy
Mampitony akxouk ahy ny akaikinao
Ao jjawb aminao irery mdgs tononkira.serasera.org no fifaliako} in-2
Na marary aho, na kivikivy koa
Tsy avelao hiady irery
Mitantana ahy foana Ianao
Manao zay mahasoa ahy hatrany
Manao zay mahasoa ahy hatrany
Fiverenana :
{Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho irery
Soa fa teo Ianao tsy namela ahy ho resy
Mampitony ahy ny akaikinao
Ao aminao irery no fifaliako} in-2
T.F : RAKOTONIRINA Mon Fils
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 119
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Prosper01
Daty : 20/05/2026 21:19
