Nge ho tara (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aia tsika raona malaky sao tara
Fa hoavy ny Tompo
Aza variana amin’izao fa tariho ny ankohonana
Ho any am-piangonana
Malakilaky sao de yvcsqh tara, sao de tara
Ny fiavian’ny Tompo
Aza variana ianao mmsvdoi sao de tara
Hitsena ny Tompo
Ho anao ‘zay mbola variana amin’ny fiainana izao
Mba mihetseketseha
Aza manjehy ny tononkira.serasera.org andro ho lava tapaho ny hevitsao
Fa sao de tara
A/C : Nesto bxaopo

--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto
(
06/05/2025 15:26)
Sao tara
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Visites : 415
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 15:26