Tsy hira ny hira.
Mifona (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fahotan’izay vitanay ry Ray tsy miafina aminaoFantatray ihany koa Ianao mpamindra fo
Ka mba avelao ny helokay raha to(a) sitrakao
Refrain :
Ka mitalaho aminao, mifona izahay
Na tsy mendrika Anao sy ny hatsaranao
Mba raiso re ity zanakao
Fa hanolon-tena ho Anao hankato ny didinao
Hanaiky ihany koa izay rehetra tsitrakao
Reo fitia natolotrao rehetra tsy mba tsapa
Fa fitiavan-tena no manjaka @ lapan’ny fonay
Tsy nandinika tsy mba namakafaka
Izany indrindra Tompo ô no ifonanay
Refrain :
Ka mitalaho aminao, mifona izahay
Na tsy mendrika Anao sy ny hatsaranao
Mba raiso re ity zanakao
Fa hanolon-tena ho Anao hankato ny didinao
Hanaiky ihany koa izay rehetra tsitrakao
Ianao ilay tsy mandao anay
Tsy mahafoy anay
Ny famindram-ponao no mbola antoky ny fiainanay
Refrain :
Ka mitalaho aminao, mifona izahay
Na tsy mendrika Anao sy ny hatsaranao
Mba raiso re ity zanakao
Fa hanolon-tena ho Anao hankato ny didinao
Hanaiky ihany koa izay rehetra tsitrakao
Ka ny andro sisa iainanay
(Ny) tontolom-piainanay
Atolotray ho Anao
Haa, haa, hoo
T/F : Zon’ny Aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 22
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Prosper01
Daty : 20/05/2026 16:30
