Voadiko (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy very gne  managny anao (Jesosy) Dà managny ho tavandraigny
Ndre ino gne  raha miseho Matoky gne  managny anao Ndre hoaia gne  lala  ombanao Gn’hindray aminao gne  tiako Hagnaraky anao aho  Jesosy Ndre mpanota tsy mendriky

Agnaraky anao rô iaho  (Jesosy)
Agnaraky anao rô iaho  (Jesosy)
Da arahako avao anao (gne arahako) Da arahako avao anao (gne arahako)

Agnaraky anao Jesosy
Gne  voadiko mandrakizay


A/C : Zavatsoa Naftaniel
--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:24)
Voadiko
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Visites : 62
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 11:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1125