Vonjeo (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity nosinay Tompo ô
Anjakan’ny haizina
Manjaka ny fitiavan-tena
Sy fitiavan-karena ,Afaho ‘zahay Tompo ô

Fiverenana:
Miantso anao tononkira.serasera.org ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray

Ity firenenay Tompo ô
Dia feno fahoriana
Ny adiady sy korontana
Tsy fandriam-pahalemana, Mijaly izahay Tompo ô

Fiverenana:
Miantso anao ry Ray
Mba vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity nosinay
Mba afaho re ry Ray

Jereo jesô ity taninay
Tsy misy  azo  antenaina
Manjeky ny aretina dqdt sy mosary
Ny tany aguwxei maina karakaina, Vonjeo ‘zahay Tompo amygska ô

Fiverenana:
{Miantso anao ry Ray
Mba  vonjeo izahay sy ny firenenay
Mitalaho aminao ity  nosinay
Mba  afaho re ry  Ray} in-2


A/C : Nesto

--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:16)
Vonjeo
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492