Nge ho tara (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aia tsika raona pbwqtj malaky sao tara

Fa  hoavy ny Tompo

Aza variana amin’izao fa tariho ny ankohonana

Ho any  am-piangonana


Malakilaky sao de tara, sao de cwud tara

Ny fiavian’ny Tompo

Aza variana ianao sao de tara

Hitsena ny Tompo



Ho anao ‘zay  mbola variana amin’ny fiainana izao

Mba  mihetseketseha

Aza manjehy ny andro ho lava  tononkira.serasera.org tapaho ny hevitsao

Fa  sao de tara


A/C : Nesto ipspsog

--------
Link:
Comments
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 15:26)
Sao tara
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0935