Miangavy (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô miangavy aminao aoreno mafy  ny finoako
Hahaizako mitampify eo  ambany elatrao
Ray  ô miangavy aho  rmeip ka  vaegjcyl mitalaho
Mba  henoy brtz zao  antsoko izao

Fa  maro tokoa anie ny fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy  hanosika any  andavaka      x2
Nefa iriko  Ray  ô dia  ny tananao mahery
No mba  hialofako ka  dia  tsy ho very

Tompo ô miandrandra aminao esory amiko ‘reo haratsiana
Mba  hahaizako maneho ny  voninahitrao
Ray  ô miangavy aho  ka  mitalaho
Mba  valio tononkira.serasera.org  raha toa  sitrakao

Fa  maro tokoa anie ny  fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy  hanosika any  andavaka           x2
Nefa iriko  Ray  ô dia  ny tananao mahery
No mba  hialofako ka  dia  tsy ho very

A/C : Aina

--------
Rohy:
Hevitra
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:29)
nomia
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Vangy : 354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 06/05/2025 11:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581