Miangavy (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô miangavy aminao aoreno mafy  ny finoako
Hahaizako mitampify eo  ambany elatrao
Ray  ô miangavy aho  ka  mitalaho
Mba  henoy zao  antsoko izao

Fa  maro tokoa anie ny fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy  hanosika any  andavaka      tononkira.serasera.org x2
Nefa iriko  Ray  ô dia  ny tananao mahery
No mba  hialofako ka  dia  tsy ho very

Tompo ô miandrandra aminao esory amiko ‘reo haratsiana
Mba  hahaizako maneho ny  voninahitrao
Ray  ô miangavy aho  ka  mitalaho
Mba  valio  raha toa  sitrakao

Fa  maro tokoa anie lmqoztxd ny  fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy  hanosika any  andavaka           x2
Nefa iriko  Ray  ô dia  ny tananao mahery
No mba  hialofako ka  dia  vvcy tsy itje ho very

A/C : Aina

--------
Link:
Comments
Fenodera-Philberto ( 06/05/2025 11:29)
nomia
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312