Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miangavy (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô miangavy aminao aoreno mafy ny finoako
Hahaizako mitampify eo ambany elatrao
Ray ô miangavy aho ka mitalaho
Mba henoy zao antsoko izao
Fa maro tokoa anie ny tononkira.serasera.org fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy hanosika any andavaka x2
Nefa iriko Ray ô dia ny tananao mahery
No mba hialofako ka dia tsy ho very
Tompo ô miandrandra aminao esory amiko ‘reo haratsiana
Mba hahaizako maneho ny voninahitrao
Ray ô miangavy aho ka mitalaho
Mba valio ugrnii raha toa sitrakao
Fa maro tokoa anie ny fandrika mangeja ety
Mikasa ny handavo sy hanosika any andavaka x2
Nefa iriko Ray ô dia ny tananao mahery
No mba hialofako ka dia tsy ho very
A/C : sluebn Aina
pdukj

--------
Link:
About this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Hits : 495
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 11:29