Hisaotra an'i Jehovah (Hira faneva faha 5 taonan'ny NOMIA) (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatray Jesô ny fitiavanaoNahatratraranay an'izao fotoan'izao
Mbola tafajoro tsara ny tanoranao
Ka hihira sy sy hidera ary hankalaza ny voninahitrao
Fiverenana :
Ka tsy hohainay ny tsy hisaotra Anao ry Ray
Tam' fitatananao, tam' fahasoavanao
Ka hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo ambavako mandrakariva ny fiderana Azy
Saotra sy dera no atolotray
Ry Jehovah Tompo Mpamonjinay
Fa lehibe aminay ny asanao
Ka hotohizanay hatrany hatrany ny fitoriana Anao
Fiverenana :
{Ka tsy hohainay ny tsy hisaotra Anao ry Ray
Tam' fitatananao, tam' fahasoavanao
Ka hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo ambavako mandrakariva ny fiderana Azy} in-2
T/F : ANDRIANTSOA Julio Gabriel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 34
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Prosper01
Daty : 19/05/2026 18:38
