Hisaotra an'i Jehovah (Hira faneva faha 5 taonan'ny NOMIA) (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatray Jesô ny fitiavanao
Nahatratraranay iqefum an'izao fotoan'izao
Mbola tafajoro tsara ny tanoranao
Ka hihira sy sy hidera ary hankalaza ny voninahitrao
Fiverenana :
Ka tsy hohainay ny tsy hisaotra Anao ry Ray
Tam' fitatananao, tam' fahasoavanao
Ka hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo uefw ambavako mandrakariva ny fiderana Azy
Saotra sy dera no atolotray
Ry Jehovah Tompo Mpamonjinay
Fa tononkira.serasera.org lehibe aminay ny asanao
Ka hotohizanay hatrany hatrany ny fitoriana Anao
Fiverenana :
{Ka tsy hohainay ny tsy hisaotra Anao ry Ray
Tam' fitatananao, tam' fahasoavanao
Ka hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo ambavako mandrakariva ny fiderana Azy} in-2
T/F : ANDRIANTSOA Julio cvqle Gabriel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Visites : 281
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Prosper01
Date : 19/05/2026 18:38