Hisaotra an'i Jehovah (Hira faneva faha 5 taonan'ny NOMIA) (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hdeh Tsy takatray Jesô ny fitiavanao
Nahatratraranay an'izao fotoan'izao
Mbola tafajoro tsara ny tononkira.serasera.org tanoranao
Ka hihira sy sy hidera ary hankalaza ny voninahitrao

Fiverenana :
Ka tsy hohainay ny tsy hisaotra Anao ry Ray
Tam' fitatananao, tam' fahasoavanao
Ka hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo ambavako mandrakariva ny fiderana szcktiig Azy

Saotra sy dera no atolotray
Ry Jehovah Tompo Mpamonjinay
Fa lehibe aminay ny asanao
Ka hotohizanay hatrany hatrany ny fitoriana Anao

Fiverenana demzmw :
{Ka tsy hohainay ny tsy hisaotra Anao ry Ray
Tam' fitatananao, tam' fahasoavanao
Ka hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo ambavako mandrakariva ny fiderana Azy} in-2

T/F : ANDRIANTSOA Julio Gabriel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Vangy : 145
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Prosper01
Daty : 19/05/2026 18:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358