Finoana (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana eto an-tany
Mandalo ihany
Aza variana amin’izao ianao
Maro nyfakam-panahy mety hahazo anay
Hazony mafy  ny finoanao

Aza variana amin’izao tontolo iza
Fa  mandalo ny ety an-tany
Ka hahazony mafy  ny finoanao               x2
F’izany no mahavonjy anao

Ny zavatra rehetra hitan’ny maso
Manam-petra sady tsy mahasoa
Manintona ny fijery sy filàn’ny  nofo
Hazony mafy  ny finoanao

Aza variana amin’izao tontolo izao
Fa  mandalo ny ety an-tany                          x2
Fa  hahazony mafy  ny finoanao
F’izany no mahavonjy anao

A/C : Nesto
--------
Lien:
Commentaires
Fenodera-Philberto ( 12/05/2025 12:57)
Finoana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)
Visites : 181
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/05/2025 12:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1562