Finoana (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana eto an-tany
Mandalo ihany
Aza yumf variana amin’izao ianao
Maro nyfakam-panahy mety hahazo anay
Hazony mafy  ny finoanao

Aza jwft variana kcqew amin’izao tontolo iza
Fa  mandalo ny ety an-tany
Ka hahazony mafy  ny finoanao               tononkira.serasera.org x2
F’izany no mahavonjy anao

Ny zavatra rehetra hitan’ny maso
Manam-petra sady tsy mahasoa
Manintona ny fijery sy filàn’ny  nofo
Hazony mafy  ny finoanao

Aza variana amin’izao tontolo izao
Fa  mandalo ny ety an-tany                          x2
Fa  hahazony mafy  ny finoanao
F’izany no mahavonjy anao

A/C : Nesto

--------
Link:
Comments
Fenodera-Philberto ( 12/05/2025 12:57)
Finoana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1487