Finoana (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainana ueqwi eto an-tany
Mandalo ihany
Aza variana amin’izao ianao
Maro nyfakam-panahy mety hahazo anay
Hazony mafy ny finoanao
Aza variana amin’izao tontolo iza
Fa tononkira.serasera.org mandalo ny ety an-tany
Ka hahazony mafy ny finoanao x2
F’izany no mahavonjy anao
Ny zavatra rehetra zphg hitan’ny maso
Manam-petra sady tsy mahasoa
Manintona ny fijery sy filàn’ny nofo azmecznv
Hazony mafy ny finoanao
Aza variana amin’izao tontolo izao
Fa mandalo ny ety an-tany x2
Fa hahazony mafy ny finoanao
F’izany no mahavonjy anao
A/C : Nesto
Mandalo ihany
Aza variana amin’izao ianao
Maro nyfakam-panahy mety hahazo anay
Hazony mafy ny finoanao
Aza variana amin’izao tontolo iza
Fa tononkira.serasera.org mandalo ny ety an-tany
Ka hahazony mafy ny finoanao x2
F’izany no mahavonjy anao
Ny zavatra rehetra zphg hitan’ny maso
Manam-petra sady tsy mahasoa
Manintona ny fijery sy filàn’ny nofo azmecznv
Hazony mafy ny finoanao
Aza variana amin’izao tontolo izao
Fa mandalo ny ety an-tany x2
Fa hahazony mafy ny finoanao
F’izany no mahavonjy anao
A/C : Nesto
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Vangy : 341
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/05/2025 12:56
