ho ampifaliako (Nina's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
n'inoninona hiseho avelao ho avy izay ho avy
tsy ho ampijaliako ny tena ko
ireo sento tapitra hatreo mwlolzha ny sisa mbola mobzq ho avy
ho ampifaliako ny fiainako

inona no tsy hita raha tena hitanisa
raha mbola fiainana
pejy firy no lany raha toa ka nadika
mahalasalasa fisainana

tao ny mamy mangidy sy izay tena efa tsy dtxsuwab izy
feno fanaintainana
ireo teny mafy marary minia mangina aho tsy mamaly
hoe fiainana fandeferana

n'inoninona......

na iza hampiakapeo tsy hisy intsony ny toreo
efa tapitra hatreo
ka na inona na inona hisedra mbola ho avy
efa tsy taitra amin izany ny aty

izay miseho dia hifaliako ny tononkira.serasera.org fiainako tsy ho ampijaliako
ampy izay ny fahoriako e
apetrako amin ilay nahary mangataka aho mba tsy harry
manomboka eto aho hifaly

--------
Rohy:
Hevitra
Daddy733 ( 25/07/2026 15:24)
Tsara loatra
Daddy733 ( 25/07/2026 15:49)
Kanto
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nina's
Vangy : 109
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Daddy733
Daty : 25/07/2026 15:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319