Fitia mifamaly (Nina's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adala ny xuajyto fo rehefa tia
Tena jamba, ihany koa ny maso rehefa tia
Tsy te hijery olon-kafa, tsy hitady an'izan 'iza
Afa ainx tsy ianao irery ihany
Ataovy fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ifbs ny fo
Mba tsy hisian 'ny tebitebin-tsaina, tsy mivezivezy hanala ny aretin-doha
Marary ny fo rehefa tononkira.serasera.org tia
Mangaina ny loha sao sanatria, matahotra ny ho very
Tsy zatra ny mitoetr 'irery, manahy aho, manahy aho.
Ataovy fitia mifamaly ny antsika roa dia milamina ny fo

--------
Rohy:
Hevitra
yla2004
(
24/08/2016 15:27)
Azafady!!!!!Aza ahitsy kely ny tonokirako an!!!!!!!