ho ampifaliako (Nina's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
n'inoninona hiseho avelao ho avy izay ho avy
tsy ho ampijaliako ny tena ko
ireo sento tapitra hatreo ny sisa mbola ho avy
ho ampifaliako ny fiainako
inona no tsy hita raha tena hitanisa
raha mbola fiainana
pejy firy no lany raha toa ka nadika
mahalasalasa rexib fisainana
tao ny kskqlvf mamy mangidy sy izay tena efa tsy izy
feno fanaintainana
ireo teny mafy marary minia mangina aho tsy mamaly
hoe fiainana fandeferana
n'inoninona......
na iza hampiakapeo tsy hisy intsony gagdb ny toreo
efa tapitra hatreo
ka na inona na inona hisedra mbola ho avy
efa tsy taitra amin izany ny aty
izay miseho dia hifaliako ny fiainako tsy ho ampijaliako
ampy izay ny fahoriako e
apetrako amin ilay nahary mangataka aho mba tsy harry
manomboka eto aho tononkira.serasera.org hifaly

--------
Link:
Comments
Daddy733
(
25/07/2026 15:24)
Tsara loatra
Daddy733
(
25/07/2026 15:49)
Kanto