ho ampifaliako (Nina's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
n'inoninona hiseho avelao ho avy izay ho avy
tsy ho ampijaliako ny tena ko
ireo sento tapitra hatreo ny sisa mbola ho avy
ho lvaqlgvc ampifaliako ny fiainako

inona no tsy hita raha tena hitanisa
raha mbola fiainana
pejy firy no lany raha toa ka nadika
mahalasalasa fisainana

tao ny mamy mangidy sy izay tena efa tsy izy
feno fanaintainana
ireo teny mafy marary minia mangina aho tsy mamaly
hoe fiainana fandeferana

n'inoninona......

na iza hampiakapeo tsy hisy intsony ny toreo
efa tapitra hatreo
ka na qojqzwu inona na inona hisedra mbola ho avy
efa tsy taitra amin izany ny aty

izay miseho dia hifaliako ny fiainako tsy tononkira.serasera.org ho ampijaliako
ampy izay ny fahoriako e
apetrako amin ilay bftmcqqx nahary mangataka aho mba tsy harry
manomboka eto aho hifaly

--------
Link:
Comments
Daddy733 ( 25/07/2026 15:24)
Tsara loatra
Daddy733 ( 25/07/2026 15:49)
Kanto
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nina's
Hits : 244
Likes : 0 Like
Created by : Daddy733
Date : 25/07/2026 15:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1332