You are here: home > Tononkira > Nina's

Asio fanajana (Nina's)

https://tononkira.serasera.org/hira/ninas/asio-fanajana

Asio fanajana-( NINAS)

Fa nahoana moa no manao toy izao
Efa mananaàny Anjara mbola mitady Ravaky á ny an-kafa indray
sa hoe misy ny lalâna manery manambaly
hoe tsy maintsy mampirafy ny lehilahy
Ataoko angamba fa diso ianao manamarinaizany

MBA esory ny toe-tsay hoe tsy lehilahy rahatsy mampirafy
Na koa menatra atao hoe mataho-Bady
Tsy izay azafady
Fa Fitiavana akory tsy hoe kilalao ka hifanambaniana tsotr'izao
Fa raha zahay no Ny manao izany aminao mety tsy
ho zakanao

REF: Na zaho vehivavy na anao lehilahy
Mahatsapa marary ampirafesina
Tsy misy FO vato fa Tsiky dia ampysamy FO nofo aman-draa han
Aleo ihany asiana fifanajana
Diniho ihany koa izay hiafarana
Faraha ny fahafinaretana an-tany tsy MBA ho lany

Toetra feno tsy fifanajana io ka tokony hialana
Ary mbola fitiavan-tena ka tsy azoko Ekenaa!
Na vehivavy io na lahy misedra fakam-panahy Kamory Hitovizana io fa tsisy Hafa
Fa nahoana izay no atao adala f' ianao mahazo mampirafy

Aza faly ny maka tahaka ny ratsy ataon'nyhafa
Fa zay tianao atao aminao ihany koa no ataovy @hafa
Laha izay no ataon-tsika dia tsy ho hisy tomika
fa hilamina ny fiainantsika
Raha ianao no mbola ho BE vava
Ny hiafarany ho rava.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nina's
Mpamaky : 7845
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tatchy
Tamin'ny : 13/12/2014 08:49:57
ID : 6890

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo