TE HIOVA (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manam-paniriana aho ny hiovaNefa ny fianako eto antany toa (fikiriko ihany) 2x
(Matetika aho mbola variana tsy matsiaro intsony hoe lavitra anao
Very hevitra aho, te hiova aho) 2x
Ref: mino aho fa mihaino ahy ianao
Ka ts manadino ahy
Saro-piaro amiko ianao
Ka mbola tianao havotana aho
Te hiova aho, hanorina ny hoaviko ho ao aminao
Manantena aho valimbavaka indray avy aminao Tompo o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)Vangy : 807
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Malala_soa
Daty : 03/08/2018 09:11