Tena namana (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niara nihinana ny manta,nifampizarazara masaka,
nivoadivoady sy nifanta fa tsy hifanary tsy hisaraka
Raha sendra vato lavadavaka ka misy namana solafaka
isika rehetra nifanaraka fa :hisinton'azy mba hiakatra.
Nifanarahana tety ny hoe hiara dia,izay kely ampelan -tanana
tsinjaraina hifana-pahana.
Nifanekena ihany koa ny hifampihankin-doha
ka tononkira.serasera.org izay tafita aloha dia mba MIZARA TOMBO-TSOA
Zovy moa no sahy hiteny fa zjhctc mahavita tena samy irery
mahatokan dalana irery satria manam bola mana kery
Fa ny jxdict Ntaolo nanambara fa ny Fitambarana no tsara
ka raha sendra andro iray sarotra dia ny jgbfz namana no hanavotra
Ndao hatambatra ny hery fa hamakivaky lalan-tery
dezaka sy saro-tsarotra satria feno fitaka sy fandrika
velom-bolo ny tanàna fa nahita zanaka nihantana
nampihena fahakiviana ny hoe manan-joky hiangotiana.
NANTENAINA: Amin izao fahasahiranana izao dia sarotra ny mitady olona TENA NAMANA. Atolotro ho an ireo namako rehetra ity hirako ity ,mba aharitra tokoa ny fiarahana ary mba ho TENA NAMANA ny fifandraisan tsika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NantenainaVangy : 3772
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herissoa
Daty : 24/08/2014 20:38