Rirignina (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rirignina ny andro mangatsiaka be tsy misy hafananaMandry am'jagny gny tagnana foagna gn'atao ondana
Tsy mbô misy jiro natao amindroagna, sahiragna
Rirignina e! eh!
(X2)
Ref:
Izy kô mbô azoko natao nariako lavitra agny e! (x3)
Rirignina e! e! eh!
Izy kô mbô azoko natao nariako lavitra agny e!
....
Aligna ny andro maizigna be tsy misy hazavagna
Maro ny ôlogno mibidôko agn'arabe tsy mbô misy tragno
Aiza ny havagna mbô tavandraigna, tsy hita
Rirignina e! eh!
(X2)
Ref: ...
....
(Rirignina e! e!e! eh!!)
*Aza mangatsiaka kô 'zah am'ty taogno 'ty (X6)
....
(Oôh!! ôh! ôôôh!!!)
*Aza mangatsiaka kô 'zah am'ty taogno 'ty (X5)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NantenainaVangy : 1741
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 22/05/2022 07:35