TSY HAIKO TOMPO (Mpitory)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko Tompo agkpm ô ny miaina lavitra Anao (2) Raha tsy eo anilanao aho mitaraina
Tsy hita izay atao ldvfz (2) Fa … resy Ka aiza indray aho no hila tononkira.serasera.org Famonjena
Raha reraka ny tena (2) Aiza intsony aho no hiantoraka
Raha sendra trotraka ka mila ho potraka
Maro fahavalo zluc anie ity tany izay diaviko ity (2)
Be fakam-panahy mandavo sy manembana ny dia
Izany indrindra no hilako Anao Kristy ô, Tantano re sao dia sanatria mikodia
Izany indrindra no itadiavako Anao, hiaro ahy, Tsy ho voasemban’ireo fakam-panahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mpitory
Vangy : 3308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 19:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0579