Ny Fahasoavanao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tomponay izay be fitiavana anay
Ianao ry Ray no mpanome ny soa ho anay
Ary koa mamindra fo amin’ny olonao
Ka natolotrao ny fahasoavanao tokoa
Tariho re izahay mba hananan’ireo soa nomenao
Araka ny halebehan’ny fahasoavanao
Refrain:
Fa ianao ilay Ray tsy mba mandao anay izao
Fa ianao tononkira.serasera.org no Ray tsy mba miova
Na anio na kkcu ho mandrakizay dia izao
Fa twhnef ianao no Ray no mpamindra fo aminay
Tahio re izahay ry Zanahary ô
Ka arovy re ireo olonao Tompo ô
Ka mafy ny ady eto amin’izao tontolo izao
Izay miseho manimban’ireo olonao tokoa
Vimbino re ity zanakao mba eo an-tratranao
Ka hamposahy ny fahasoavanao aminay
Refrain:
Fa ianao ilay Ray tsy mba mandao anay izao
Fa ianao no Ray tsy mba miova
Na anio na ho mandrakizay dia izao
Fa ianao no Ray no mpamindra fo aminay
NY FAHASOAVANAO
A/C : RANDRIANARIJAONA mdrq Njakatiana Fabien (RNF)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 1069
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:12