Ny Fahasoavanao (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tomponay izay be fitiavana anay
Ianao ry Ray no mpanome ny soa ho anay
Ary koa mamindra fo amin’ny olonao
Ka natolotrao ny fahasoavanao tokoa
Tariho re izahay mba hananan’ireo soa nomenao
Araka ny halebehan’ny fahasoavanao
Refrain:
Fa ianao ilay Ray tsy mba mandao anay izao
Fa ianao no Ray tsy mba miova
Na anio na ho mandrakizay dia izao
Fa ianao no Ray no qiqeev mpamindra fo aminay
Tahio re izahay ry Zanahary ô
Ka arovy re ireo olonao Tompo ô
Ka mafy ny ady eto amin’izao tontolo izao
Izay miseho manimban’ireo olonao tokoa
Vimbino re ity zanakao tononkira.serasera.org mba eo an-tratranao
Ka hamposahy ny fahasoavanao aminay
Refrain:
Fa ianao ilay Ray djkl tsy mba mandao anay izao
Fa ianao no Ray tsy mba miova tgfu
Na anio na ho mandrakizay dia izao
Fa ianao no Ray no mpamindra fo aminay
NY FAHASOAVANAO
A/C : RANDRIANARIJAONA Njakatiana Fabien (RNF)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaVisites : 943
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FabienRNF
Date : 11/02/2025 20:12